Entrée | firaika (raika) | |
Partie du discours | nom | |
Toetran' ny zavatra miraika, mirona, mitongilana [1.1] | ||
Pente, inclinaison [1.13] | ||
Vocabulaire | ||
Exemples | Fo aman-tsaina samihafa firaika - na samy fo aman-tsaina mitovy fiandohàna sy fiafaràna aza - ny an' ny firenena atsy sy aroa.
[2.296] | |
Mis à jour le 2023/09/09 |
![]() |