Entrée | fipitrapitra (pitrapitra) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fomban' ny maso mipitrapitra, izany hoe miiery amin' ny maso mampalahelohelo na mangaihay: Omeo azy re iny mofomamy iny fa efa dia tsy anerany loatra ny fipitrapitran' ny masony [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |