| Entrée | fioritra (oritra) | |
| Partie du discours | nom | |
| Toetran' ny zavatra mioritra, izany hoe misy ketronketrona: Fioritry ny lamba no mahatonga io ketrona io Fahatapahana: Ny fioritry ny tanany no tsy ahafahany manoratra [1.1] | ||
| Entrée | fioritra | |
| Partie du discours | nom | |
| [Taimoro] Fihogo [1.78] | ||
| Synonymes | oritra | |
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|