Entrée |
fiombonana
(ombona)
|
Partie du discours | nom
|
| Fiarahana manao, fiarahana mamana [1.1]
|
| An association, a community [1.7]
|
| Association, communauté [1.8]
|
Exemples |
1 | Foana koa ny fiombonana tamin' ny fahoriana.
[1.317]
|
2 | lo vohitra io, ataoko Fiombonana no anarany.
[2.298]
|
3 | Avy amin'izany fiombonana izany no isintonana ny finoana fa tsy mahavita tena ny olombelona tsirairay.
[2.606]
|
|
|