|
|
|
|

Entrée fino (ino)
Partie du discours adjectif
 Azo inoana [1.1]
Exemples Toa tsy fino akory ny hoe zavatra nisy teto Madagasikara izany tantaraina izany. [2.472]

Entrée fino (ino)
Partie du discours nom
 Fomba entina mino [1.1]
 Ce qu'il faut admettre, manière d' acquiescer [1.3]

Entrée fino
Partie du discours nom
  [Tanala] Same as kiriodanitra [1.2]
Vocabulaire 

Mis à jour le 2015/03/31