Entrée | filerana (lerana) | |
Partie du discours | nom | |
Fihizinana, fihitsohana, fisesehana: Tsy afaka mivoha ny oaraoarana noho ny fileran' ny fanalahidy ao anatin' ny hidin-trano Fihinanana be dia be, fanaovana voky hatenda: Ny filerany voankazo manta no nankarary azy [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |