Entrée | fikitrohana (kitroka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fifanerena, fifanizinana: Mahagaga ny fikitrohan' ny hazo amin' itỳ ala itỳ Fidilorana: Any (amin' ny afobe) no misy fitomaniana sy fikitroha-nify [1.1] | |
Mis à jour le 2024/02/02 |
![]() |