| Entrée | fikasihana (kasika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fampandalovana ny tanana amin' ny..., fisafosafoana [1.1] | ||
| Exemples | Mifindra amin'ny alalan'ny fikasihana ilay hoditra voany na akanjo na lambam-pandriana izany.
[2.424] | |
| Entrée | fikasihana (kasika) | |
| Partie du discours | nom | |
| Hazo lavalava kely misy vombon-tsoavaly nohenjanina, izay akasika somary tarihina amin' ny tadin-dokanga ka mampipararetra azy ary dia mampaneno ny lokanga [1.1] | ||
| Fer à souder, archet de violon [1.3] | ||
| Synonymes | fikasihandokanga | |
| Mis à jour le 2024/02/02 |
|