| Entrée | fijanonana (janona) | ||||
| Partie du discours | nom | ||||
| Fitsaharana: Enimpolo taona no fijanonana tsy miasa intsony matetika Fitoerana ela: Nisy zavatra betsaka niseho nandritra ny fijanonanao tany Toamasina Fiatoana: Mahaiza mamaky teny tsara; asio fijanonana isaky ny faran' ny fehezanteny Fotoana tsy iasana, tsy ianarana: Mahazo fijanonana roa volana ny mpianatra isaky ny faran' ny taom-pianarana Toerana fandalovan' ny fiarambahoaka ka miato kely izy eo: Misy miala amin' ny fijanonana manaraka [1.1] | |||||
| A stop; an interruption; [1.7] | |||||
| Arrêt, halte [1.8] | |||||
| Station, stationnement, halte [1.13] | |||||
| Exemples |
| ||||
| Mis à jour le 2023/09/30 |
|