|
|
|
|

Entrée fihontsonana (hontsona)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fihetsehana: Vizaka eo ianao raha hiandry ny fihontsonan' itỳ vato itỳ
Fahatairana, fihetseham-po: Tsy nisy fihontsonana kely akory teny amin' ny tarehiny [1.1]
Synonymes fihontsinana

Mis à jour le 2012/08/25