| Entrée | fihoakoaka (hoakoaka) | |
| Partie du discours | nom | |
| Feo ataon' izay mihoakoaka, izany hoe miezaka mafy handoa nefa tsy mahalasa, manezaka mafy miantso olona na mihira: Mankarenin-tsofina ny fihoakoakan' ireto ankizy ireto rehefa mihira [1.1] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|