Entrée | fihizina (hizina) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny toerana feno, na ny zavatra tafahitsoka amin' ny toerana iray: Tsy hay lazaina ny fihizin' ny aotobisy amin' ny firavan' ny mpiasa sy ny mpianatra [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |