| Entrée | fihinana (hinana (hana)) | ||||||
| Partie du discours | nom ou adjectif | ||||||
| Fomba entina mihinana: Raisiny amin' ny hazo kely no fihinan' ny Sinoa ny vary Azo hanina: Misy holatra betsaka tsy fihinana fa misy poizina [1.1] | |||||||
| Exemples |
| ||||||
| Morphologie |
| ||||||
| Mis à jour le 2023/04/14 |
|