Entrée |
fiheverana
(hevitra)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fisaintsainana: Ny fiheverana ny fiainana matetika mahatonga ho hendry Fandinihana, fieritreretana: Tsy ampy fiheverana ny ankizy matetika Fanombanana: Fa inona marina no fiheveranao ahy [1.1]
|
Explications en français | La méditation, la réflexion, la discussion [1.3]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Ekenao ve izany fiheverana izany?
[2.285]
|
2 | Mahery noho izany fiheverana izany anefa ny alaheloko azy.
[2.472]
|
3 | Fa inoany kosa fa tena mitondra ny fiheverana vahoaka iray aho.
[1.369]
|
|
|