Entrée | fihenjanana (henjana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fihinjirana, tsy fiketrahana: Fihenjanan' ny tady Fahamafisana: Aza morainy loatra ianao; tokony hasiana fihenjanana kely ny fitondranao ny mpianatra Fidiridiry, fiziriziry: Tsy namaly aho fa nivoaka noho ny fihenjanan' ny heviny [1.1] | |
Explications en français | L'action de raidir, de tendre, l’instrument [1.3] | |
Rigidité [1.13] | ||
Exemples | Mba hampahalefaka ny fihenjanana teo amin' ny fifam-pikasohanay roa, dia niara-nanaiky izahay fa tsara aloha ny hisindako kely haka rivotra aty Antananarivo.
[2.529] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |