Entrée | fihenana (hena) | |
Partie du discours | nom | |
Fidinana, fitambotsorana: Rahoviana no hisy fihenany ny vidin' ny hena? Fihavitsiana: Mahagaga ny fihenan' ny mponina amin' itỳ tanàna itỳ Fisintonana: Fihenan' ny rano tondraka Fandroronana, fitambotsorana: Manombokany fihenan' ny sain' itỳ antibavy itỳ [1.1] | ||
Chute, diminution, réduction, affaiblissement, baisse [1.13] | ||
Exemples | Na dia izany aza, dia tsy ahitana fihenana ny ampahan' ny mponina miaina ambanin' ny taha andrefesana ny fahantrana.
[4.27] | |
Mis à jour le 2022/03/20 |
![]() |