Entrée |
fihazonana
(hazona)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Fitanana, tsy fanomezana olona ny tokony ho azy [1.1]
|
Explications en français | Ce avec quoi on retient, frein, et tout ce qui sert pour retenir, l’action de retenir [1.3]
|
| Patère, ancrage [1.13]
|
Exemples |
1 | Na homeny anao daholo aza, fihazonana no ahy.
[2.298]
|
2 | Rahefa tsy vadiko intsony ny zanak' Ingahy Ranjalahy, izay nanome asa ahy noho ny maha-vinantony ahy fotsiny, dia raisiko ho famelezana ny hambompoko ny fihazonana ahy amin' ny asa.
[2.529]
|
|
|