|
|
|
|

Entrée fihasinana (hasina)
Partie du discours nom
 Ny toerana na ny fombafomba isehoan' ny mpanjaka amin' ny vahoaka mba hanajan' ny olona azy sy hanaovany ny velirano hankato azy ary hanolorana azy ny hasina (volatsivaky) mariky ny maha-mpanjaka azy [1.10]
 Toerana nanamasinana ny Mpanjaka fahiny [1.1]
 Lieu de la consécration, du couronnement [1.3]

Entrée fihasinana (hasina)
Partie du discours nom
 Fiolanana; fandrotsirotsiana [1.1]

Entrée Fihasinana
Partie du discours nom propre (toponyme) [Liste complète]
 Renivohitr' i Manandriana fahiny. Mbola betsaka ny aloalo hita any ankehitriny. Tao no nonenan' Andrianantara mpanjakan' i Manandriana sy Ramanato ilay mpamoron-tononkalo betsileo nalaza dia nalaza [1.10]

Mis à jour le 2015/04/04