| Entrée | fihambahambana (hambahamba (hamba)) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fisalasalana, tsy fahatapahan-kevitra [1.1] | ||
| L'action d’hésiter, l'indécision [1.3] | ||
| Exemples | Ny atao hoe « critique » dia tsy faniniana befahatany fa fanatsarana ny tsara ary fanambarana ny tsy mety, fiderana ny mendrika ary tsy fihambahambana kosa hilaza ny tsiny sy ny kilemany.
[2.895] | |
| Mis à jour le 2023/01/09 |
|