Entrée | fihalangalanana (halangalana) | |
Partie du discours | nom | |
Fihatakatahana, tsy fiarahana amin' ny maro [1.1] | ||
Tsy fandraisana andraikitra [1.13] | ||
La séparation extérieure [1.3] | ||
Désengagement [1.13] | ||
Exemples | ny fahanginana kosa anefa, mety ho fambara mampiseho hakanosana na fihalangalanana na fanaovana kinanga ny haja aman-jon' ny tena.
[4.27] | |
Mis à jour le 2023/01/09 |
![]() |