Tahaka ny fifohazana maraina maneno fitaratra, fony izy salama, no nahatsiarovany ny tenany.[2.470]
2
Ary raha vao teraka hateloana Ramasinoro, dia narary tamy ny an-doha, koa mafy ny farariny, koa nam-palahelo tokoa ary sahirana dia sahirana amy ny fifohazana hizaha azy sy hanontany izay toetrany.[2.59]