Entrée | fifindrana (findra) | |
Partie du discours | nom | |
Fiovana toerana: Mandany mandrakariva ny fifindrana trano Fiovana ho: Rehefa amin' ny antoko iray ianao, sarotsarotra ihany ny fifindrana amin' ny antoko hafa [1.1] | ||
The act of moving; a change of residence [1.7] | ||
Action de changer de domicile [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/08/15 |
![]() |