Entrée |
fifaliana
(faly)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Firavoana: Androm-pifaliana Zavatra mahafaly: Fifaliana ho ahy ny mandray anao ato an-tokantronoko Filalaovana: Tia fifaliana ny tanora [1.1]
|
Explications en anglais | Happiness, rejoicing [1.7]
|
Explications en français | Action de se réjouir; le plaisir [1.8]
|
Vocabulaire |
Exemples |
1 | Nataony tamin' ny fifaliana tokoa izany.
[2.356]
|
2 | ary nanova ny alahelo, ho tonga fifaliana.
[2.59]
|
3 | Ny Fizaràna fahatelo dia ny fihinanam-be sy fifaliana.
[2.508]
|
|
Article |
|