| Entrée | fery | |
| Partie du discours | nom | |
| Fahatriaran' ny nofo noho ny fera. hamaizana na vay: Lalina ny fery. / Tokony hofehezina tsara ny ferin' ity mpilalao naratro Kilema, triatra kely: Efa nisy feriny io vilany io ka tsy mahagaga raha vaky Henatra, fahafaham-baraka: Fery ho an' ny fianakaviana izao nataonao izao, anaka! [1.1] | ||
| A wound, a sore [1.2, 1.7] | ||
| A hurt, an ulcer. [Mal. puru.] [1.2] | ||
| Plaie, blessure [1.8] | ||
| Vocabulaire | ||
| Dérivés |
| |
| Mis à jour le 2023/06/21 |
|