|
|
|
|

Entrée feno hipoka
Partie du discours locution
Mots élémentaires feno, hipoka
Explications en malgache Feno hiboka, feno hika: Feno hipoka ny tranoka nijoro fotsiny teny alatrano izay tratra aoriana [1.1]
Explications en anglais Jammed full [1.7]
Explications en français Bondé [1.8]
Exemples 
1Mbola feno hipoka indray ny efitra fiandrasana. [2.470]
2Feno hipoka ny trano, na ny tao arnbany na ny tany am-bony rihana. [2.649]

Mis à jour le 2023/10/20