| Entrée | fefena (fefy) | ||||||||
| Partie du discours | verbe passif | ||||||||
| Asiana fefy, asianavala, asiana zavatra miaro manodidina: Hofefeko ny tanimboliko mba tsy hidiran' ny akoho / Fefen' ny reny ny zanany rehefa matory [1.1] | |||||||||
| To be fenced, to be hedged in. [1.2] | |||||||||
| To be enclosed, to be hedged in [1.7] | |||||||||
| Qu'on clôture [1.8] | |||||||||
| Morphologie |
| ||||||||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|