| Entrée |
fasika
|
| Partie du discours | nom
|
| | Potipoti-bato faran' izay madinika avy amin' ny tany: Afangaro amin' ny fasika ny simenitra [1.1]
|
| | Sand [Mal. pasir.] fasy and
fasina are used in the provinces.
[1.2]
|
| | Sand [1.7]
|
| | Sable [1.8]
|
| Vocabulaire |
| Exemples |
| 1 | Be fasika ny tany ka sarotra ihazakazahana.
[2.356]
|
| 2 | Nesorin'i Mora ny pataloany fa feno fasika.
[2.442]
|
|
|
| Entrée |
fasika
|
| Partie du discours | adjectif
|
| | Be dia be; tsy hita isa, tsy tambo isaina: Fasika izay vahoaka nitsena ny Filohan' ny Nosy izay [1.1]
|
| | Fig. innumerable. [Mal. pasir.] fasy and
fasina are used in the provinces.
[1.2]
|
| Dérivés |
|