Entrée | fanoto (toto) | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Explications en malgache | Fomba entina manoto: Ny fanoton' ny omby Azo totoina: Ny tsaramaso tsy mba fanoto [1.1] | |
Entrée | fanoto (toto) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fitaovana entina mamotipotika zavatra na mikosika ny vary akotry hialan' ny hodiny ao anaty laona: Hazo boribory lovoiava mazàna ny fonoto [1.1] | |
Explications en anglais | A pestle, a rammer An iron crow-bar. [1.2] | |
Pestle [1.7] | ||
Explications en français | Pilon [1.8] | |
Vocabulaire | Outils | |
Mis à jour le 2023/08/03 |
![]() |