| Entrée | fanoroana (toro) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanondroana; fampahafantarana, filazana [1.1] | ||
| Exemples | Ny hanina tadiavin' ny bibikely amy ny voninkazo dia tsy hitany raha tsy misy fitaomana sy fanoroana azy.
[1.357] | |
| Entrée | fañoroana | |
| Partie du discours | nom | |
| Combustion, oxydation [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Synonymes | fandoroana | |
| Mis à jour le 2024/03/26 |
|