| Entrée | fanoranana (orana) | |
| Partie du discours | nom | |
| Famotsiana, fandiovana (firava-bolamena, na volafotsy) [1.1] | ||
| Entrée | fanoranana (torana) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanaovana izay hahatorana, izany hoe tsy handrenesana maharary: Ny klaoraofaorma no fanoranana taloha [1.1] | ||
| Anesthésie générale [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|