Entrée | fanorana (orana) | |
Partie du discours | nom | |
Fomba entina manorana, mamotsy, mandio (firavaka volamena na volafotsy) [1.1] | ||
Entrée | fanorana (otra) | |
Partie du discours | nom | |
Fisafoana sy famoretana amin'ny tanana mba hampalefadefaka ny hozatra marary na vizana na mivonkina: Fanorana isan-kariva no nahafaka ilay henjankenjana tato amin'ny hatoko [1.1] | ||
Entrée | fanorana (torana) | |
Partie du discours | nom | |
Fomba entina manorana: Tsy mitovy ny fanorana ny marary hodidiana taloha sy ankehitriny [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |