Entrée | fanontsanana (hontsana) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Fanakorianan-drano ao anaty zavatra mba handiovana azy: Ilaina ny fanontsanana ny vava fora faharatsiny isa-maraina Fanafodin' aretim-bava izay tsy atelina fa akoriandriana ao anaty vava fotsiny: Mividiana fanontsanam-bava dia ampiasao fa ho sitrana ny aretim-bavanao [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |