| Entrée | fanononana (tonona) | |
| Partie du discours | nom | |
| Famoahana amin' ny feo: Tsy hainao ny fanononana ny s Filazana (anarana): Vao tafapetraka ny mpianatra, dia natomboky ny mpampianatra ny fanononana anarana [1.1] | ||
| Prononciation, articulation [1.5] | ||
| Exemples | Ireo anarana malaza ao dia anarana babyloniana nihasimba ny fanononana azy;
[1.38] | |
| Mis à jour le 2013/12/14 |
|