| Entrée | fanombantombanana (tombantombana (tombana)) | |
| Partie du discours | nom | |
| Faminavinana ny manakaiky izay tokony ho izy [1.13] | ||
| Estimation [1.13] | ||
| Exemples | Niampanga azy ho tovolahy tia vola Sahondra, ka saika hoporofoiny taminy alohan' ny hisarahany mandrakizay ny tsy mahamarina izany fanombantombanana izany.
[2.529] | |
| Mis à jour le 2022/03/02 |
|