|
|
|
|

Entrée fanombana (omba)
Partie du discours nom
 Fandrakofana, fisakobonana amin'ny lamba na zavatra hafa, fiarovana amin'ny hatsiaka na ny rivotra [1.1]

Entrée fanombana (tombana)
Partie du discours nom
 Fomba entina manombana; toetran' ny orana manombana [1.1]

Entrée fañombana
Partie du discours nom
  [Tambahoaka] Fandoavana (sakafo, rano, ets.) [1.78]

Mis à jour le 2023/01/20