| Entrée | fanohana (tohana) | |
| Partie du discours | nom ou adjectif | |
| Fomba entina manohana, izany hoe manakana, na manisy zavatra hiaro tsy hirona na hianjera Azo tohaina [1.1] | ||
| Exemples | Olona fatra-panohana ny mahantra izy
[1.1] | |
| Entrée | fanohana (toha) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fanakanana, fanoherana [1.1] | ||
| Singa mametra ny fikorisan'ny piesy iray [1.13] | ||
| Butée [1.13] | ||
| Mis à jour le 2023/01/20 |
|