Entrée |
fanofanana
(ofana)
|
Partie du discours | nom
|
Explications en malgache | Famolavolana [1.13]
|
| Fanatsobohana metaly mivaivay ao anaty rano na diloilo mangatsiaka, mba hahamafy azy Famolavolana mpiasa amin' ny alalan' ny fampianarana fanampiny mba hanarahany ny toetr' andro: Tokony hanaroka fanofanana isantaona ny mpampianatra [1.1]
|
Explications en français | Formation [1.13]
|
Exemples |
1 | Ny Fanjakana dia mandray ho adidy ny fampivoarana ny fanofanana arak' asa.
[1.320]
|
2 | Hataonao ahoana ny mpampianatra FRAM izay iaraha-mahalala ny tsy fahampian' ny fanofanana azy?
[4.27]
|
3 | Faman-gian-tsekoly sy fanofanana mpampianatra sy mpitaiza kilasimandry teto an-toerana no niandraiketako.
[2.356]
|
|
|
Entrée |
fanofanana
|
Partie du discours | nom
|
Explications en français | [Tankarana]
Talisman contre la foudre, comme fandemy.
[1.19]
|
|