Entrée | fankasitrahana (sitraka) | |
Partie du discours | nom | |
Fampisehoana fahafaham-po noho ny asa vita: Nahazo fankasitrahana tamin' ny lehibeny Rakoto ka faly aoka izany Fanehoana fihetseham-po mitory hafaliana sy fitiavana noho ny soa noraisina tamin' olona: Tsy tokony hisy fetra ny fankasitrahan' ny zanaka ny ray aman-dreny Fankatoavana, fankamamiana: Tsy hita holazaina ny fankasitrahan' ny be sy ny maro ny lahateninao [1.1] | ||
Thankfulness; a reward [1.7] | ||
Approbation ; remerciement, gratitude [1.8] | ||
Mis à jour le 2023/09/08 |
![]() |