| Entrée | fanjifana (jifa) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fandaniana tanteraka [1.13] | ||
| Fandaniana atao amin' ny hanina aman-tsakafo mbamin' ny entana fampiasa amin' ny asa aman-draharaha [1.62] | ||
| Consommation [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Exemples | Eo anatrehan' izay, ny fivoaran' ny vidin' ny vary, foto-tsakafo, dia ahitana fiantraikany lehibe eo amin' ny mari-bidy eo amin' ny fanjifana.
[4.27] | |
| Mis à jour le 2020/02/26 |
|