Entrée | fanjavozavo (zavozavo) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Toetran' ny zavatra manjavozavo, tsy mazava tsara: Tsy afaka handeha maraina ianareo noho ny fanjavozavon' ny andro amin' izao ririnina izao [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |