Entrée | fanjakan' i Baroa | |
Partie du discours | locution | |
Mots élémentaires | fanjakana, baroa | |
Fanjakana entina mpitondra rainazy ka samy manao izay tiany ny vahoaka [1.1] | ||
[ fanjakana baroa ] A state of lawlessness [1.2] | ||
Anarchie, la cour du roi Pétaud [1.3] | ||
Exemples | Arofanina avokoa ireny, dia arofanina mba tsy hianjerana amin'ny fanjakan' i Baroa.
[2.503] | |
Synonymes | fanjakana raban-tsahona | |
Mis à jour le 2023/11/20 |
![]() |