Entrée | fanirahana (iraka) | |
Partie du discours | nom | |
Fandefasana matetika: Any an-tsena no fanirahany ahy Fandefasana olona hanatanteraka zavatra iray: Avy amin' ny lehiben' ny Governemanta ny fanirahana olona hamitrana fihavanana [1.1] | ||
Mis à jour le 2023/01/05 |
![]() |