|
|
|
|

Entrée fanipahana (tsipaka)
Partie du discours nom
Explications en malgache Fandakana; fanosehana amin' ny tongotra
Fandavana, fanoherana: Mahagaga ahy ny fanipahanao ny hevitro, kanefa nifanaraka ihany ny hevitsika hatramin' izay [1.1]

Mis à jour le 2023/01/20