Entrée | faninefany (inefatra (efatra)) | ||
Partie du discours | adverbe | ||
Famerenana asa iray hatramin' ny inefatra: Faninefany izao no nahozoako loko: mba itsikian' ny vintana mihitay aho [1.1] | |||
[ faninefatra ] [1.75] | |||
Pour la quatrième fois [1.3] | |||
Exemples | Intelo izy no nitsangana hiditra ho ao amin-dRazaimalala, nefa vahotra toy ny notanan-javatra, faninefany dia tafatsangana ihany izy, ka nitsaitsaika, ndrao matory izy ka manaitra azy.
[2.324] | ||
Morphologie |
| ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |