Entrée | fanidinana (idina) | |
Partie du discours | nom | |
Fanaovana izay idinana; fampidinana, fandatsahana anaty lasitra, fanaovana amin'ny lasitra [1.1] | ||
L’action de verser, l'instrument, le moule, le lieu, la coulée, le coulage [1.3] | ||
Entrée | fanidinana (sidina) | |
Partie du discours | nom | |
Fihetsehana na fihantonana eny amin' ny habakabaka; fandehanana na fihazakazahana haingana dia haingana; fandehandehanana, haratsiampitondran-tena [1.1] | ||
L’action de voler, de flotter dans l’air, le moyen, le lieu [1.3] | ||
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |