Entrée | fangotsoka | |
Partie du discours | nom ou adjectif | |
Fangirifirian' ny alahelo, fanaintainana: Tsy hay lazaina ny fangotsoko tamin' izaho tsy afa-panadinana Fetsy ratsy, konjo: Tsy nahita olona fangotsoka ohatra an' iny zazalahy iny aho [1.1] | ||
Mis à jour le 2009/05/06 |
![]() |