Entrée |
fangotsohana
(hotsoka)
|
Partie du discours | nom
|
| Fanaintainana [1.1]
|
Synonymes | |
|
Entrée |
fangotsohana
(hotsoka)
|
Partie du discours | nom
|
| Entina milaza olona tsy azo kasihina noho ny hasiahany Fetsy holoka. Fetsy [1.1]
|
|
Entrée |
fangotsohana
|
Partie du discours | nom
|
| Bibikely karazana fanday fahita eny amin' ny ravin-javatra toy ny rotra na ny tanantanana ka manaikitra ary mahavoa ny tandomerina ny lainy [1.1]
|
| [Rel. s. from mangotsoka (hotsoka).] An insect with very prickly hairs. [1.2]
|
Vocabulaire |
|
Entrée |
fangotsohana
(hotsoka)
|
Partie du discours | nom
|
| [Betsileo]
(de hotsoka : douleur violente des organes profonds) Préparation qu'absorbaient certains lutteurs avant le combat. Elle était censée favoriser l'apparition de douleurs chez l'adversaire et les empêcher, au contraire, chez celui qui la buvait.
[1.196]
|
Vocabulaire |
|