| Entrée | fangeja (geja) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fomba entina mangeja, mamatotra mafy [1.1] | ||
| Fingotra amehezana ny faritra ijerena lalan-dra na hisakanana ny ra tsy handeha [1.13] | ||
| Garrot [1.13] | ||
| Synonymes | figejana | |
| Entrée | fangeja | |
| Partie du discours | nom | |
| Taova fihazonana fiasana na piesy amin'ny milina iray [1.13] | ||
| Mandrin [1.13] | ||
| Vocabulaire | ||
| Mis à jour le 2023/01/05 |
|