Entrée | fangataka (hataka) | |
Partie du discours | nom | |
Explications en malgache | Zavatra azo angatahina: Tsy fangataka ny voninahitra fa tokony hatao izay hahamendrika mba hahazoana azy Fomba entina mangataka: Ny fangatakao no tsy nahazoanao [1.1] | |
Mis à jour le 2023/01/20 |
![]() |