| Entrée | fanganohano (hanohano) | |
| Partie du discours | nom | |
| Fangirangirana, fangalahala: Mahafinaritra ny fanganohanon' itỳ firavaka Fihandrohandro, toetran' ny ranomaso mby efa ho latsaka: Jereo ny fanganohanon' ny ranomason' itỳ zazakely fa omeo vatomamy izy [1.1] | ||
| Mis à jour le 2009/02/23 |
|